Teny iditra | teny mingadona | |
Singan-teny | teny ; mingadona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny miafara amin'ny -ka, -tra, -na, ka eo amin'ny vaniny faharoa avy any amin'ny farany no misy ny tsindrim-peo [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Paroxyton [1.13] | |
Voambolana | Haiteny | |
Mpanahaka | teny mitoaikona | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |